Entrée |
boroboaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan' akondro, manja somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, lava vaventy, mamy maisamaisatra kely [1.1]
|
Explications en anglais | The name of a variety of banana [1.2]
|
Explications en français | [Merina]
Variété de banane à cuire, Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Musa sapientum |
Exemples | Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa
[2.131]
|
Synonymes | |
|