Entrée |
bokotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany [1.1]
|
Explications en anglais | A button. [Eng. Button.] [1.2]
|
| [French bouton] a button. [1.7]
|
Explications en français | [français bouton] bouton [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy.
[2.471]
|
2 | Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko.
[2.4]
|
3 | Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda.
[2.643]
|
|
Origine | Explications en anglais: button. Explications en français: bouton.
|
|