Entrée |
betsaka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko [1.1]
|
Explications en anglais | Much, many, in great quantities, in great numbers. See maro,
be. [Mal. Besar.]
[1.2]
|
| Many; much [1.7]
|
Explications en français | Nombreux; beaucoup [1.8]
|
Exemples |
1 | Betsaka ny olona niditra.
[2.472]
|
2 | Misaotra betsaka, hoy i Donga.
[2.472]
|
3 | Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa.
[2.470]
|
4 | Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra.
[2.48]
|
|
Dérivés |
|