Entrée |
antonona
(tonona)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Ampy: Antonona azy ve io vary io Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao [1.1]
|
Explications en anglais | Suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things [1.2]
|
Exemples |
1 | Hotolorako vady antonona azy izy, sady tia azy no inoako koa fa tiany.
[2.499]
|
2 | Ny zohy betsaka teny an-tendrombohitra dia antonona tsara ho amin' izany.
[1.38]
|
3 | Mba hihinana tokoa ireny androany satria hanina antonona ny vavoniny no tazany.
[2.470]
|
|
|