Entrée | alatsaka (latsaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky? Aiditra: Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao ~ Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin' ny alarobia [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be dropped, to be let down; to be put down, as bricks; to be entered, as above; to be reduced in priced; to be flattered [1.2] | ||||||||
To be cast down; to be enrolled [1.7] | |||||||||
Explications en français | Qu'on fait tomber; qu'on enrôle, qu'on pose [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |