Entrée | akotry | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1] | |
Explications en anglais | Rice in the husk, paddy rice. [1.2] | |
Paddy or unhulled rice [1.7] | ||
Explications en français | Riz en cosse, paddy [1.8] | |
Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary [1.196] | ||
Vocabulaire | Botanique | |
Nom scientifique | Oryza sativa | |
Exemples | Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona.
[2.472] | |
Mis à jour le 2023/10/24 |
![]() |