Entrée | afa-po | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | afaka, fo | |
Explications en malgache | Manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana Leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny) Miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery [1.1] | |
Explications en anglais | Satisfied [1.2, 1.7] | |
Satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo. [1.2] | ||
Explications en français | Satisfait [1.8, 1.13] | |
Rassasié [1.8] | ||
Assouvi [1.13] | ||
Exemples | Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny.
[2.470] | |
Mis à jour le 2024/08/13 |
![]() |