Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : toho-jinga | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Zatra manao toho-jinga ka tsy Zatra ny an-toho-jinga, ka tsy | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza ny olona zatra ny fiainana miadana manaram-po ka tsy mahazaka ny mivelona mihafy na moramora; efa zatra ny miadana ka sahirana rahefa sendra ny sarotra. [1.1]
Olona zatra miadana amin' ny fiainana ka miferin'aina toa tsy ho velona raha tojo toe-java-tsarotra tsy maintsy hihafiana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||