Index

Proverbes : tafintohina

Proverbe 1Miloloha lanitra ka lena, mandia tany ka tafintohina. [2.558 #2346]

Proverbe 2Tsy raharahan' ny jamba ny tafintohina, fa raha lavo izy miarina. [2.558 #4786]

Index