Index |
|
|
|
Proverbes : sasana
|
|
|
Proverbe 1 | Aza atao toy ny angady, ka ny lelany mitomboka tany, sasana amin' ny rano, fa ny zarany tsy mikasi-potaka, hosorana menaka. [2.558 #418]
|
|
|
Proverbe 2 | Sasana vao mihavasoka hoatry ny tongo-dririnina. [2.415 #2460]
Sasana vao mihavasoka ohatra ny tongo-dririnina. [2.653, 2.558]
|
Traduction française | C' est une fois lavé que cela devient terne comme les pieds en hiver. [2.415 #2460]
|
Interprétation française | Ce proverbe se disait des affaires arrangées, mais dont il reste toujours quelque chose ; se disait aussi des soins exagérés qui obtenaient un mauvais effet. [2.415 #2460]
|
|
|
Index |
|
|