Index

Proverbes : piapiaka

Proverbe 1Piapiaka foana ny an' ny an-dambamena, fa ny an-jabo ihany no ho faty manao azy. [2.558 #3492]
Piapiaka foana no any ny an-dambamena, fa ny an-jabo ihany no ho faty hanao azy. [2.653]

Proverbe 2Piapiakan' aketa no nahafola-tongotra, ka mipetraha amin' ny sisa. [2.558 #3493]

Index