Index

Proverbes : isay

Proverbe 1Mahery midina, toa isay misay. [2.653 #1418]

Proverbe 2Tsy hita isay hatao; fa ny iray manao hoe: "Mivalana," ary ny iray manao hoe : "Valala". [2.653]
Tsy hita izay hatao, fa ny iray manao hoe : " mivalàna " ary ny iray manao hoe " valala " . [2.415]
Tsy hita izay hatao, fa ny iray manao hoe : mivalàna, ny iray kosa manao hoe : valala. [2.558 #4495]
Traduction françaiseOn ne sait que faire, car l' un dit : descendez, et l' autre dit : sauterelles. [2.415 #5831]
Interprétation françaiseJeu de mots sur les assonances mivalana et valala. [2.415 #5831]

Index