Index

Proverbes : isahiranana

Proverbe 1Dihizina am-boalohany, hoatry ny fanambadian-dratsy, ka itomaniana am-parany. [2.415 #5531]
Dihizina am-boalohany, ohatra ny fanambadian-dratsy, ka itomaniana am-parany. [2.653]
Dihizina am-boalohany toy ny fanambadian-dratsy, fa itomaniana am-parany. [2.558 #999]
Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, ary itomaniana no farany. [2.415 #1215]
Ny fanambadiana andihizana am-boalohany fa isahiranana am-parany. [2.558 #192]
Traduction françaiseC' est comme dans les mariages malheureux : on commence par la danse et on finit par les larmes. [2.415 #5531]
Le mariage commence par une danse de joie et finit dans les larmes. [2.415 #1215]
Interprétation françaiseBien commencer et mal finir. [2.415 #5531]
Sens général : heureux commencement, mauvaise fin. [2.415 #1215]

Index