|
|
|
|

Index

Proverbes : ankora

Proverbe 1Ny mbola any ankorany indray no mananatra ny efa foy. [1.1]
Interprétation malgacheTsy tokony ny zazavao indray no hanoro ny efa za-draharaha (mitovy amin' ny hoe ny mpitovo mananatra ny manana). [1.1]

Index