Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : androbe | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ny fahadalana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415]
Ny fahadalana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653] Ny fahalainana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415] Ny fahalainana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653] Ny fahalainana toy ny aretina androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.558 #2944] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | La stupidité et la fainéantise sont comme l' épilepsie : c' est quand la foule est réunie que cela vous déshonore parce qu' alors on s' en aperçoit. [2.415 #2101] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||