|
|
|
|

Index

1 Proverbes citant le mot : ala rofatra

Proverbe 1Raha tiana ho tody ny lakana itàna, ny tevin-damosiny aloha no zahàna; raha tiana hateza ny lamba tinafy, tsongoy ny tenony fandrao tsy mafy; raha tiana hateza ny fanambadiana, ny ala rofatra no anontaniana! [3.4]

Index