|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 5.21 |
And Enoch> lived sixty and five years, and begat Methuselah: |
Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan' i Enoka, dia niteraka an' i Metosela izy. |
Dimy amby enim-polo taona ny andro niainan' i Enaoka vao niteraka an' i Matosalema izy. |
Quand Hénok> eut soixante-cinq ans, il engendra Mathusalem. |
Gen / Jen 5.22 |
And Enoch> walked with God> after he begat Methuselah three hundred years, and begat sons and daughters: |
Ary niara-nandeha tamin' Andriamanitra telon-jato taona Enoka taorian' ny niterahany an' i Metosela; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. |
Mbola nizotra nifanaraka tamin' Andriamanitra telon-jato taona Enaoka, taorian' ny niterahany an' i Matosalema, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. |
Hénok> marcha avec Dieu>. Après la naissance de Mathusalem, Hénok> vécut trois cents ans et il engendra des fils et des filles. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 5.25 |
And Methuselah lived an hundred eighty and seven years, and begat Lamech>. |
Ary rehefa fito amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan' i Metosela, dia niteraka an' i Lameka izy. |
Fito amby valopolo amby zato taona ny andro niainan' i Matosalema vao niteraka an' i Lameka izy. |
Quand Mathusalem eut cent quatre-vingt-sept ans, il engendra Lamek>. |
Gen / Jen 5.26 |
And Methuselah lived after he begat Lamech> seven hundred eighty and two years, and begat sons and daughters: |
Ary ny andro niainan' i Metosela taorian' ny niterahany an' i Lameka dia roa amby valo-polo amby fiton-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. |
Mbola velona roa roa amby valopolo sy fiton-jato taona Matosalema taorian' ny niterahany an' i Lameka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. |
Après la naissance de Lamek>, Mathusalem vécut sept cent quatre-vingt-deux ans et il engendra des fils et des filles. |
Gen / Jen 5.27 |
And all the days of Methuselah were nine hundred sixty and nine years: and he died. |
Ary ny andro rehetra niainan' i Metosela dia sivy amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy. |
Sivy amby enim-polo sy sivin-jato taona no andro rehetra niainan' i Matosalema, dia maty izy. |
Toute la durée de la vie de Mathusalem fut de neuf cent soixante-neuf ans, puis il mourut. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.3 |
Henoch>, Methuselah>, Lamech>, |
Enoka, Metosela, Lameka, |
Henaoka, Matosale, Lameka, |
Hénok>, Mathusalem>, Lamek>, |
|
|
The Gospel according to Luke |
Lioka |
Lioka |
L'Évangile selon Saint Luc |
... | ... | ... | ... | ... |
Lio / Lk 3.37 |
Which was the son of Mathusala, which was the son of Enoch>, which was the son of Jared>, which was the son of Maleleel>, which was the son of Cainan>, |
zanak' i Metosela, zanak' i Enoka, zanak' i Jareda, zanak' i Mahalalila, zanak' i Kenana, |
zanak' i Matosalè, zanak' i Enoka, zanak' i Jareda, zanak' i Malaleela, zanak' i Kainàna, |
fils de Mathousala, fils de Hénoch>, fils de Iaret>, fils de Maleléel>, fils de Kaïnam>, |