|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 32.36 |
And Bethnimrah, and Bethharan>, fenced cities: and folds for sheep. |
sy Beti-nimra sy Beti-harana, tanàna mimanda, ary vala ho an' ny ondry. |
Betnemrà ary Betaràna, tanàna mimanda, ary nanao vala ho an' ny biby fiompy. |
Bet-Nimra, Bet-Harân>, villes fortes, et des parcs pour le petit bétail. |
|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 13.27 |
And in the valley, Betharam>, and Bethnimrah, and Succoth>, and Zaphon>, the rest of the kingdom of Sihon> king of Heshbon>, Jordan> and his border, even unto the edge of the sea of Chinnereth> on the other side Jordan> eastward. |
ary teo amin' ny lohasaha Beti-harama sy Beti-nimra sy Sokota sy Zafona ary ny sisa tamin' ny fanjakan' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy ny amoron' i Jordana hatramin' ny amoron' ny Ranomasina Kinereta an-dafy atsinanan' i Jordana. |
ary eo amin' ny lohasaha, Beti-Harama, Beti-Nemrà, Sokota sy Safona, sisa tamin' ny fanjakan' i Sehona mpanjakan' i Hesebona; ary Jordany sy ny tany momba azy, hatramin' ny tendron' ny ranomasina Kenerata an-dafin' i Jordany any atsinanana. |
et dans la vallée : Bet-Haram>, Bet-Nimra, Sukkot>, Çaphôn> - le reste du royaume de Sihôn>, roi de Heshbôn> -, le Jourdain> et le territoire allant jusqu'à l' extrémité de la mer de Kinnérèt> au-delà du Jourdain>, à l' orient. |