|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 6.31 |
And these are they whom David> set over the service of song in the house of the Lord>, after that the ark had rest. |
zanakalahin' i Amzy, zanakalahin' i Bany, zanakalahin' i Samera, |
zanak' i Amasaia, zanak' i Boni, zanak' i Somera, |
fils d' Amçi, fils de Bani>, fils de Shémer>, |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 11.12 |
And their brethren that did the work of the house were eight hundred twenty and two: and Adaiah> the son of Jeroham>, the son of Pelaliah>, the son of Amzi, the son of Zechariah>, the son of Pashur>, the son of Malchiah>. |
Ary ny rahalahin' ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roa-polo amby valon-jato; ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pelalia, zanak' i Amzy, zanak' i Zakaria, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia, |
mbamin' ny rahalahin' ireo, izay nanao ny raharaha tao an-trano: roa amby roapolo sy valon-jato; Adaiasa zanak' i Jerohama, zanak' i Feleliasa, zanak' i Amsì, zanak' i Zakaria, zanak' i Fasora, zanak' i Melkiasa, |
et ses frères qui vaquaient au service du Temple : 822; Adaya>, fils de Yeroham>, fils de Pelalya>, fils d' Amçi, fils de Zekarya>, fils de Pashehur>, fils de Malkiyya>, |