|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 25.13 |
And these are the names of the sons of Ishmael>, by their names, according to their generations: the firstborn of Ishmael>, Nebajoth>; and Kedar>, and Adbeel, and Mibsam>, |
Izao no anaran' ny zanakalahin' Isimaela, araka ny anarany sy araka ny taranany: Nebaiota, lahimatoan' Isimaela, sy Kedara sy Adbela sy Mibsama |
Izao no anaran' ny zanakalahin' Ismaely, araka ny anaran' ny taranany avy: Nebaiota no lahimatoan' Ismaely, dia Sedara, Adbeela, Mabsama, |
Voici les noms des fils d' Ismaèl>, selon leurs noms et leur lignée : le premier-né d' Ismaèl> Nebayot>, puis Qédar>, Adbéel, Mibsam>, |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.29 |
These are their generations: The firstborn of Ishmael>, Nebaioth>; then Kedar>, and Adbeel, and Mibsam>, |
Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan' Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama |
Ka izao no taranak' ireo: Nabaiota, zanak' Ismaela lahimatoa, Sedara, Adbeela, Mabsana, |
Voici leur postérité : Le premier-né d' Ismaèl>, Nebayot>, puis Qédar>, Adbéel, Mibsam>, |
|
|
Book of Jeremiah |
Jeremia |
Jeremia |
Livre de Jérémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Jer / Jr 36.26 |
But the king commanded Jerahmeel> the son of Hammelech>, and Seraiah> the son of Azriel>, and Shelemiah> the son of Abdeel, to take Baruch> the scribe and Jeremiah> the prophet: but the Lord> hid them. |
Ary ny mpanjaka nandidy an' i Jeremela, zanak' andriana, sy Seraia, zanak' i Azriela, ary Selemia, zanak' i Abdela, hisambotra an' i Baroka mpanoratra sy Jeremia mpaminany; fa nafenin' i Jehovah izy roa lahy. |
Rahefa izany dia nodidian' ny mpanjaka Jermiely zanak' andriana, sy Saraiasa zanak' i Ezriely, ary Selemiasa zanak' i Abdeely, hisambotra an' i Baròka mpanoratra, sy Jeremia mpaminany, nefa nafenin' ny Tompo izy ireo. |
Et il ordonna à Yerahméel>, fils du roi, à Serayahu>, fils de Azriel>, et à Shélémyahu>, fils de Abdéel, de saisir Baruch>, le scribe, et Jérémie>, le prophète. Mais Yahvé> les avait cachés. |