|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.34 |
Now Sheshan> had no sons, but daughters. And Sheshan> had a servant, an Egyptian>, whose name was Jarha>. |
Ary Sesana tsy nanana zanakalahy, fa vavy avokoa. Ary Sesana nanana mpanompo Egyptiana, Jara no anarany. |
Tsy nitera-dahy Sesàna, fa nanan-janaka vavy izy. Nanana ankizilahy Ejipsiana anankiray izy, atao hoe Jeraà, |
Shéshân> n' eut pas de fils, mais des filles. Il avait un serviteur égyptien> dénommé Yarha>, |
1Tt / 1Tan 2.35 |
And Sheshan> gave his daughter to Jarha> his servant to wife; and she bare him Attai>. |
Ary ny zananivavy nomen' i Sesana ho vadin' i Jara mpanompony; ary izy niteraka an' i Atahy taminy. |
nomeny ho vadin' io ny zanany vavy, ka niteraka an' i Eteia taminy. |
auquel Shéshân> donna sa fille pour épouse>. Elle lui enfanta Attaï>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 9.42 |
And Ahaz> begat Jarah; and Jarah begat Alemeth>, and Azmaveth>, and Zimri>; and Zimri> begat Moza>; |
Ary Ahaza niteraka an' i Jara; ary Jara niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; |
Akaza niteraka an' i Jarà; Jarà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà. |
Ahaz> engendra Yara, Yara engendra Alémèt>, Azmavèt> et Zimri>; Zimri> engendra Moça>. |