|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 3.23 |
And the sons of Neariah>; Elioenai>, and Hezekiah>, and Azrikam, three. |
Ary ny zanakalahin' i Nearia dia Elioenay sy Hezekia ary Azrikama; telo izy. |
Zanakalahin' i Naarià: Elioenaia, Ezekiasa ary Ezrikama, telo izy. |
Fils de Néarya> : Élyoénaï>, Hizqiyya>, Azriqam : trois. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 8.38 |
And Azel> had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru>, and Ishmael>, and Sheariah>, and Obadiah>, and Hanan>. All these were the sons of Azel>. |
Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Azela. |
Nanan-janaka enin-dahy Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià ary Hanàna: zanaka' i Asela avokoa ireo. |
Açel> eut six fils dont voici les noms : Azriqam son premier-né, puis Yishmaèl>, Shéarya>, Obadya>, Hanân>. Ils étaient tous fils de Açel>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 9.14 |
And of the Levites>; Shemaiah> the son of Hasshub>, the son of Azrikam, the son of Hashabiah>, of the sons of Merari>; |
Ary tamin' ny Levita dia Semaia, zanak' i Hasoba, zanak' i Azrikama, zanak' i Hasabia, tamin' ny taranak' i Merary, |
Ny tamin' ny Levita: Semeià zanak' i Hasoba, zanak' i Ezrikama, zanak' i Hasebià, tamin' ny taranak' i Merarì; |
Parmi les lévites : Shemaya>, fils de Hashshub>, fils d' Azriqam, fils de Hashabya> des fils de Merari>, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 9.44 |
And Azel> had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru>, and Ishmael>, and Sheariah>, and Obadiah>, and Hanan>: these were the sons of Azel>. |
Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin' i Azela. |
Nanan-janaka enin-dahy Asela, ka ireto no anarany avy: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià, ary Hanàna. Ireo no zanakalahin' i Asela. |
Açel> eut six fils dont voici les noms : Azriqam, son premier-né, Yishmaèl>, Shéarya>, Obadya>, Hanân>; tels sont les fils de Açel>. |
|
|
2nd Book of Chronicles |
2 Tantara |
Tantara II |
2ème Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 28.7 |
And Zichri>, a mighty man of Ephraim>, slew Maaseiah> the king' s son, and Azrikam the governor of the house, and Elkanah> that was next to the king. |
Ary Zikry, lehilahy mahery tamin' ny Efraima, namono an' i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka. |
Novonoin' i Zekrì mpiadin' i Efraima, Maasiasa zanaky ny mpanjaka, sy Ezrikà lehiben' ny tao an-tranon' ny mpanjaka, ary Elkanà, faharoa manarakaraka ny mpanjaka. |
Zikri>, héros éphraïmite>, tua Maaséyahu>, fils du roi, Azriqam, chef du palais, et Elqana> le lieutenant du roi. |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 11.15 |
Also of the Levites>: Shemaiah> the son of Hashub>, the son of Azrikam, the son of Hashabiah>, the son of Bunni>; |
Ary ny avy tamin' ny Levita dia Semaia, zanak' i Hasoba, zanak' i Azrikama, zanak' i Hasabia, zanak' i Bony; |
Avy amin' ny levita: Semeiasa zanak' i Hasoba, zanak' i Ezrikama, zanak' i Hasabiasa, zanak' i Bonì; |
Parmi les lévites : Shemaya>, fils de Hashshub>, fils d' Azriqam, fils de Hashabya>, fils de Bunni>; |