|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 9.15 |
And Bakbakkar>, Heresh>, and Galal, and Mattaniah> the son of Micah>, the son of Zichri>, the son of Asaph>; |
ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zikry, zanak' i Asafa, |
Bakbakara, Heresa, Galala, Matanià, zanak' i Mikà, zanak' i Zekri, zanak' i Asafa; |
Baqbaqar>, Héresh>, Galal. Mattanya>, fils de Mika>, fils de Zikri>, fils d' Asaph>, |
1Tt / 1Tan 9.16 |
And Obadiah> the son of Shemaiah>, the son of Galal, the son of Jeduthun>, and Berechiah> the son of Asa>, the son of Elkanah>, that dwelt in the villages of the Netophathites>. |
ary Obadia, zanak' i Semaia, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona, ary Berekia, zanak' i Asa, zanak' i Elkana, izay nonina tamin' ny vohitry ny Netotatita. |
Obdià, zanak' i Semeià, zanak' i Galala, zanak' Iditona; Barakià, zanak' i Asà, zanak' i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan' ny Netofatiana. |
Obadya>, fils de Shemaya>, fils de Galal, fils de Yedutûn>, Bérékya>, fils d' Asa>, fils d' Elqana>, qui demeurait dans les villages des Netophatites>. |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 11.17 |
And Mattaniah> the son of Micha>, the son of Zabdi>, the son of Asaph>, was the principal to begin the thanksgiving in prayer: and Bakbukiah> the second among his brethren, and Abda> the son of Shammua>, the son of Galal, the son of Jeduthun>. |
Ary Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zabdy, zanak' i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin' ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak' i Samoa, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona. |
Mataniasa zanak' i Mika, zanak' i Zebedeì, zanak' i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin' ny fivavahana; Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin' ireo rahalahiny, sy Abdà zanak' i Samoà, zanak' i Galala, zanak' Iditòna. |
Mattanya>, fils de Mika>, fils de Zabdi>, fils d' Asaph>, qui dirigeait les hymnes, entonnait l' action de grâces pour la prière; Baqbuqya>, le second parmi ses frères; Obadya>, fils de Shammua>, fils de Galal, fils de Yedutûn>. |