|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 17.2 |
There was also a lot for the rest of the children of Manasseh> by their families; for the children of Abiezer>, and for the children of Helek>, and for the children of Asriel>, and for the children of Shechem>, and for the children of Hepher>, and for the children of Shemida>: these were the male children of Manasseh> the son of Joseph> by their families. |
Ary nisy koa ho an' ny taranak' i Manase sisa araka ny fokony, dia ho an' ny taranak' i Abiezera sy Heleka sy Asriela sy Sekema sy Hefera ary Semida: ireo no zanakalahin' i Manase, zanak' i Josefa, araka ny fokony. |
Ny taranak' i Manase sisa koa, dia samy nomena anjara araka ny fianakaviany avy, dia ny taranak' i Abiezera, ny taranak' i Heleka, ny taranak' i Esriela, ny taranak' i Sekema, ny taranak' i Hefera, ary ny taranak' i Semidà; ireo no zanakalahin' i Manase zanak' i Josefa, araka ny fianakaviany. |
Puis ce fut pour les autres fils de Manassé> selon leurs clans : aux fils d' Abiézer>, aux fils de Hélèq>, aux fils d' Asriel>, aux fils de Shékem>, aux fils de Hépher> et aux fils de Shemida> : c'étaient les enfants mâles de Manassé>, fils de Joseph>, selon leurs clans. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.18 |
And his sister Hammoleketh> bare Ishod>, and Abiezer>, and Mahalah>. |
Ary Hamoleketa anabaviny niteraka an' Isehoda sy Abiezera ary Mahala. |
Ary Hamoleketa anabaviny, niteraka an' Iskoda, Abiezera, ary Moholà. |
Il avait pour soeur Hammolékèt>. Elle enfanta Ishehod>, Abiézer> et Mahla>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 27.12 |
The ninth captain for the ninth month was Abiezer> the Anetothite>, of the Benjamites>: and in his course were twenty and four thousand. |
Ny fahasivy, ho amin' ny volana fahasivy, dia Abiezera Anatotita, Isan' ny Benjamita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. |
Abiezera avy any Anatota, isan-taranak' i Benjamina no fahasivy, ho amin' ny volana fahasivy, ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. |
Le neuvième, affecté au neuvième mois, était Abiézer> d' Anatot>, un Benjaminite>; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes. |