|
|
2nd Samuel |
2 Samoela |
Samoela II |
2ème Livre de Samuel |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 8.16 |
And Joab> the son of Zeruiah> was over the host; and Jehoshaphat> the son of Ahilud was recorder; |
Ary Joaba, zanak' i Zeroia, no komandin' ny miaramila; ary Josafata, zanak' i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana; |
Joaba, zanak' i Sarvia, no nifehy ny miaramila; Josafata zanak' i Ahiloda, no mpitahiry ny bokim-panjakana; |
Joab>, fils de Çeruya>, commandait l' armée : Yehoshaphat>, fils d' Ahilud, était héraut; |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 20.24 |
And Adoram> was over the tribute: and Jehoshaphat> the son of Ahilud was recorder: |
ary Adorama no komandin' ny mpanao fanompoana; ary Josafata, zanak' i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana; |
Adorama no mpandamina ny momba ny fanompoana; Josafata zanak' i Ahiloda no mpitahiry ny bokim-panjakana; |
Adoram> était chef de la corvée; Yehoshaphat> fils d' Ahilud était héraut; |
|
|
1st Book of Kings |
1 Mpanjaka |
Mpanjaka I |
1er Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 4.3 |
Elihoreph> and Ahiah>, the sons of Shisha>, scribes; Jehoshaphat> the son of Ahilud, the recorder. |
Elihorefa sy Ahia, zanak' i Sisa, no mpanoratra; Josafata. zanak' i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaha-mpanjakana; |
Elihorefa sy Ahià, zanak' i Sisà, no mpanoratra; Josafata zanak' i Ahiloda, no mpitahiry boky; |
Élihaph> et Ahiyya>, fils de Shisha>, secrétaires. Yehoshaphat> fils d' Ahilud, héraut. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 4.12 |
Baana> the son of Ahilud; to him pertained Taanach> and Megiddo>, and all Bethshean>, which is by Zartanah> beneath Jezreel>, from Bethshean> to Abelmeholah>, even unto the place that is beyond Jokneam>: |
Bana, zanak' i Ahiloda; azy Tanaka sy Megido ary Beti-sana rehetra, izay anilan' i Zaretana, ambanin' i Jezirela, hatrany Beti-sana ka hatrany Abela-mehola, dia hatrany ankoatr' i Jokneama no azy. |
Banà, zanak' i Ahiloda: azy avokoa Tanàka sy Magedao ary Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna, ka hatrany Abelmeholà, hatrany ambadik' i Jekimaana; |
Baana> fils d' Ahilud, à Tanak> et Megiddo> jusqu' au-delà de Yoqméam>, et tout Bet-Sheân> au-dessous de Yizréel>, depuis Bet-Sheân> jusqu'à Abel-Mehola>, qui est vers Çartân>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 18.15 |
And Joab> the son of Zeruiah> was over the host; and Jehoshaphat> the son of Ahilud, recorder. |
Ary Joaba, zanak' i Zeroia, no komandin' ny miaramila; ary Josafata, zanak' i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana. |
Joaba zanak' i Sarvià no nifehy ny miaramila; Josafata zanak' i Ahiloda, no mpitahiry ny bokim-panjakana; |
Joab>, fils de Çeruya>, commandait l' armée; Yehoshaphat>, fils d' Ahilud, était héraut; |