|
|
|
|

Chapitres et versets citant Dadàna

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.7 And the sons of Cush; Seba, and Havilah, and Sabtah, and Raamah, and Sabtechah: and the sons of Raamah; Sheba, and Dedan. Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka; ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. Zanak' i Kosy: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regma: Sabà sy Dadàna. Fils de Kush : Séba, Havila, Sabta, Rama, Sabteka. Fils de Rama : Sheba, Dedân.
...............
Gen / Jen 25.3 And Jokshan begat Sheba, and Dedan. And the sons of Dedan were Asshurim, and Letushim, and Leummim. Ary Joksana niteraka an' i Sheba sy Dedana. Ary ny zanakalahin' i Dedana dia Asorima sy Letosima ary Leomima. Jeksàna niteraka an' i Sabà sy Dadàna; ny zanakalahin' i Dadàna dia ny Asorima, ny Latosima, ny Laomima; Yosqhân engendra Sheba et Dedân, et les fils de Dedân furent les Ashshurites, les Letushim et les Léummim. -

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.9 And the sons of Cush; Seba, and Havilah, and Sabta, and Raamah, and Sabtecha. And the sons of Raamah; Sheba, and Dedan. Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka. Ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. Zanak' i Kosa: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regmà: Sabà sy Dadàna. Fils de Kush : Séba, Havila, Sabta, Rama, Sabteka. Fils de Rama : Sheba, Dedân.
...............
1Tt / 1Tan 1.32 Now the sons of Keturah, Abraham' s concubine: she bare Zimran, and Jokshan, and Medan, and Midian, and Ishbak, and Shuah. And the sons of Jokshan; Sheba, and Dedan. Ary ny zanakalahin' i Ketora, vaditsindranon' i Abrahama. Izy no niteraka an' i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin' i Joksana dia Sheba sy Dedana. Zanakalahin' i Setorà, vaditsindranon' i Abrahama: ny naterany dia Zamrama, Jeksàna, Madàna, Madiana, Jesbaoka, ary Soe. Zanak' i Jeksàna: Sabà sy Dadàna. Fils de Qetura, concubine d' Abraham. Elle enfanta Zimrân, Yoqshân, Medân, Madiân, Yishbaq et Shuah. Fils de Yoqshân : Sheba et Dedân.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 21.13 The burden upon Arabia. In the forest in Arabia shall ye lodge, O ye travelling companies of Dedanim. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Arabia. Any an' ala any Arabia no andrianareo, ry andian' ny Dedanita. Faminaniana any Arabia. Any an-tanilemaka foana any Arabia, hianareo no handry, ry andian' i Dedana. Oracle dans la steppe. Dans les taillis, dans la steppe, vous passez la nuit, caravanes de Dédanites.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 25.23 Dedan, and Tema, and Buz, and all that are in the utmost corners, ary Dedana sy Tema sy Boza ary izay rehetra voahety sisim-bolo, Dedàna, Temà, Boza, mbamin' ireo rehetra miharatra fihirifana; Dedân, Téma, Buz, tous les hommes aux tempes rasées,
...............
Jer / Jr 49.8 Flee ye, turn back, dwell deep, O inhabitants of Dedan; for I will bring the calamity of Esau upon him, the time that I will visit him. Mandosira, miambohoa ianareo, mamitsaha ao amin' ny lalina, ry mponina any Dedana, fa ny loza ho an' i Esao dia nataoko nihatra taminy, dia ny andro hamaliako azy. Mandosira, miverena ilàlana, mifitsaha hianareo, ry mponina any Dedana, fa hahatonga fandravana amin' i Esao aho, amin' ny andro amangiako azy. Fuyez! Détournez-vous! Cachez-vous bien, habitants de Dedân, car j' amène sur Esaü sa ruine, le temps de son châtiment.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 25.13 Therefore thus saith the Lord GOD; I will also stretch out mine hand upon Edom, and will cut off man and beast from it; and I will make it desolate from Teman; and they of Dedan shall fall by the sword. Dia izao no lazain' i Jehovah Tompo: Hahinjitro amin' i Edoma ny tanako, ka haringako ny olona sy ny biby ao aminy; Ary hataoko lao hatrany Temana izy sy ho lavon' ny sabatra hatrany Dedana. noho izany dia izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Haninji-tànana amin' i Edoma aho; ka haringako ny olona sy ny biby eo aminy; hataoko zary efitra, hatrany Temàna izy; ary ho lavon-tsabatra hatrany Dedàna. eh bien! ainsi parle le Seigneur Yahvé : Je vais étendre la main contre Édom et je vais en retrancher bêtes et gens. J' en ferai une désolation, de Témân à Dédân on périra par l'épée.
...............
Eze / Ez 27.15 The men of Dedan were thy merchants; many isles were the merchandise of thine hand: they brought thee for a present horns of ivory and ebony. Ny terak' i Dedana no mpandranto nankany aminao; Ny avy amin' ny moron-dranomasina maro no tonga hivarotra tao aminao ka nitondra ivory sy hazomainty natakalo ny entanao. Ny terak' i Dedana nifampivarotra taminao; ny varotra tamin' ireo nosy maro, teo am-pelatananao: ny naloany ho vidiny dia tandroka ivoara sy hazo mainty. Les fils de Dedân faisaient du commerce avec toi; des îles nombreuses étaient tes clientes et t' apportaient en paiement les défenses d' ivoire et l'ébène.
...............
Eze / Ez 27.20 Dedan was thy merchant in precious clothes for chariots. Dedana no mpandranto nankany aminao, nitondra lamba fanao lamban-tsoavaly. Dedana nifampivarotra taminao ny amin' ny lamban-tsoavaly fanao hitaingenan-tsoavaly. Dedân faisait commerce avec toi de couvertures de cheval.
...............
Eze / Ez 38.13 Sheba, and Dedan, and the merchants of Tarshish, with all the young lions thereof, shall say unto thee, Art thou come to take a spoil? hast thou gathered thy company to take a prey? to carry away silver and gold, to take away cattle and goods, to take a great spoil? Sheba sy Dedana ary ny mpandranton' i Tarsisy rehetra mbamin' ireo lionany tanora rehetra dia hanao aminao hoe: Tonga hamabo va ianao? Nangoninao handroba va ireto olonao betsaka ireto, hahalasa volafotsy sy volamena, handroba harena sy fananana ary hahazo babo betsaka? Sabà sy Dedàna ary ny mpandranton' i Tarsisa mbamin' ireo liona tanorany rehetra, hanao aminao hoe: Tonga handroba va hianao? Nanangona ny miaramilanao va hianao, mba hanangona babo, hanala volafotsy sy volamena, hangorona biby fiompy aman-karena, ary hipaoka babo betsaka? Sheba, Dedân, les trafiquants de Tarsis et tous ses jeunes lions te diront : " Est-ce pour piller que tu es venu ? Est-ce pour faire du butin que tu as réuni tes troupes ? Est-ce pour enlever l' or et l' argent, pour saisir troupeaux et marchandises, pour emporter un immense butin ? "