|
|
Exodus |
Fanafahana na Eksodosy |
Fanafahana na Eksaody |
L'Exode |
... | ... | ... | ... | ... |
Eks 6.23 |
And Aaron> took him Elisheba>, daughter of Amminadab, sister of Naashon>, to wife; and she bare him Nadab>, and Abihu>, Eleazar>, and Ithamar>. |
Ary Arona naka an' i Eliseba, zanakavavin' i Aminadaba sady anabavin' i Nasona, ho vadiny; dia niteraka an' i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara taminy izy. |
Aarona naka an' i Elisabeta, zanakavavin' i Aminadaba, anabavin' i Naasona, ho vadiny, ka io no niteraka taminy an' i Nabada, Abiha, Eleazara ary Itamara. |
Aaron> épousa Élishéba>, fille d' Amminadab, soeur de Nahshôn>, et elle lui donna Nadab>, Abihu>, Éléazar> et Itamar>. |
|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 1.7 |
Of Judah>; Nahshon> the son of Amminadab. |
ny avy amin' i Joda dia Nasona, zanak' i Aminadaba; |
ny amin' i Jodà: Nahasona zanak' i Aminadaba; |
Pour Juda>, Nahshôn>, fils d' Amminadab. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 2.3 |
And on the east side toward the rising of the sun shall they of the standard of the camp of Judah> pitch throughout their armies: and Nahshon> the son of Amminadab shall be captain of the children of Judah>. |
Ary ny hitoby eo amin' ny lafiny atsinanana, tandrifin' ny fiposahan' ny masoandro, dia izay momba ny fanevan' ny tobin' i Joda, araka ny antokony; ary ny lohan' ny taranak' i Joda dia Nasona, zanak' i Aminadaba; |
Ny fanevan' ny tobin' i Jodà no hiorin-dasy eo anoloany eo amin' ny lafiny atsinanana mbamin' ny antokony avy. Ny filohan' ny taranak' i Jodà dia Nahasona zanak' i Aminadaba |
Ceux qui camperont à l' est :A l' orient, l'étendard du camp de Juda>, selon leurs unités. Prince> des fils de Juda> : Nahshôn>, fils d' Amminadab. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 7.12 |
And he that offered his offering the first day was Nahshon> the son of Amminadab, of the tribe of Judah>: |
Ary ny nanatitra ny fanatiny tamin' ny andro voalohany dia Nasona, zanak' i Aminadaba, avy tamin' ny firenen' i Joda. |
Ka tamin' ny andro voalohany, dia i Nahasona, zanak' i Aminadaba, avy amin' ny fokon' i Jodà no nanolotra ny fanatiny. |
Celui qui apporta son offrande le premier jour fut Nahshôn>, fils d' Amminadab, de la tribu de Juda>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 7.17 |
And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Nahshon> the son of Amminadab. |
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Nasona, zanak' i Aminadaba. |
ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Nahasona zanak' i Aminadaba. |
et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande de Nahshôn>, fils d' Amminadab. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 10.14 |
In the first place went the standard of the camp of the children of Judah> according to their armies: and over his host was Nahshon> the son of Amminadab. |
Ary ny fanevan' ny tobin' ny taranak' i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak' i Aminadaba, no mpifehy ny antokony. |
Ny niainga voalohany, dia ny fanevan' ny tobin' ny zanak' i Joda araka ny antokony avy; ary ny antokon' i Joda, dia nofehezin' i Nahasona zanak' i Aminadaba. |
partit en tête l'étendard du camp des fils de Juda> selon leurs unités. A la tête du contingent de Juda> était Nahshôn>, fils d' Amminadab ; |
|
|
Ruth |
Rota |
Rota |
Livre de Ruth |
... | ... | ... | ... | ... |
Rot Rt 4.19 |
And Hezron> begat Ram>, and Ram> begat Amminadab, |
ary Hezrona niteraka an' i Rama; ary Rama niteraka an' i Aminadaba; |
Esrona niteraka an' i Arama, Arama niteraka an' i Aminadaba, |
Heçrôn> engendra Ram> et Ram> engendra Amminadab. |
Rot Rt 4.20 |
And Amminadab begat Nahshon>, and Nahshon> begat Salmon>, |
ary Aminadaba niteraka an' i Nasona; ary Nasona niteraka an' i Salmona; |
Aminadaba niteraka an' i Nahasona, Nahasona niteraka an' i Salmona, |
Amminadab engendra Nahshôn> et Nahshôn> engendra Salmôn>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.10 |
And Ram> begat Amminadab; and Amminadab begat Nahshon>, prince of the children of Judah>; |
ary Rama niteraka an' i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an' i Nasona, lohan' ny taranak' i Joda; |
Rama niteraka an' i Aminadaba. Aminadaba niteraka an' i Nahasona, lohan' ny taranak' i Jodà. |
Ram> engendra Amminadab, Amminadab engendra Nahshôn>, prince des fils de Juda>, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 6.7 |
Meraioth> begat Amariah>, and Amariah> begat Ahitub>, |
Ny zanakalahin' i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin' i Aminadaba, Asira no zakalahin' i Kora, |
Zanakalahin' i Kaata: Aminadaba zanany, Kore zanany, Asira zanany, |
Fils de Qehat> : Amminadab son fils, Coré> son fils, Assir> son fils, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 15.10 |
Of the sons of Uzziel>; Amminadab the chief, and his brethren an hundred and twelve. |
|
tamin' ny taranak' i Oziela: Aminadaba lehibe sy ny rahalahiny, roa ambin' ny folo amby zato. |
pour les fils d' Uzziel>, Amminadab l' officier et ses cent douze frères. |
1Tt / 1Tan 15.11 |
And David> called for Zadok> and Abiathar> the priests, and for the Levites>, for Uriel>, Asaiah>, and Joel>, Shemaiah>, and Eliel>, and Amminadab, |
|
Nantsoin' i Davida ny mpisorona Sadaoka sy Abiatara, ary ny Levita, Oriela, Asaiasa, Joela, Semeiasa, Eliela ary Aminadaba. |
David> convoqua les prêtres Sadoq> et Ébyatar>, les lévites Uriel>, Asaya>, Yoèl>, Shemaya>, Éliel> et Amminadab, |
|
|
The Gospel according to Matthew |
Matio |
Matio |
L'Évangile selon Saint Matthieu |
... | ... | ... | ... | ... |
Mat / Mt 1.4 |
And Aram> begat Aminadab>; and Aminadab> begat Naasson>; and Naasson> begat Salmon>; |
ary Rama niteraka an' i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an' i Nasona; ary Nasona niteraka an' i Salmona; |
Arama niteraka an' i Aminadaba; Aminadaba niteraka an' i Naasona; Naasona niteraka an' i Salmona; |
Aram> engendra Aminadab>, Aminadab> engendra Naasson>, Naasson> engendra Salmon>, |
|
|
The Gospel according to Luke |
Lioka |
Lioka |
L'Évangile selon Saint Luc |
... | ... | ... | ... | ... |
Lio / Lk 3.33 |
Which was the son of Aminadab>, which was the son of Aram>, which was the son of Esrom>, which was the son of Phares>, which was the son of Juda>, |
zanak' i Aminadaba, zanak' i Arny, zanak' i Hezrona, zanak' i Fareza, zanak' i Joda, |
zanak' i Aminadaba, zanak' i Arama, zanak' i Esròna, zanak' i Faresa, zanak' i Jodà, |
fils d' Aminadab>, fils d' Admin>, fils d' Arni>, fils de Hesron>, fils de Pharès>, fils de Juda>, |