|
|
|
|
Makabeo II |
2ème Livre des Maccabées |
... | ... | ... | ... | ... |
2M 8.22 |
|
|
Napetrany hitakika isan-tokony avy Simona sy Josefa ary Jonatasa rahalahiny; nomeny miaramila diman-jato amby arivo avy. |
A la tête de chaque corps il mit ses frères Simon>, Joseph et Jonathas>, donnant à chacun d' eux 1.500 hommes. |
... | ... | ... | ... | ... |
2M 10.19 |
|
|
Simona sy Josefa mbamin' i Zakea sy ny namany, ampy isa tsara, no navelan' i Makabeo hampikoy an' ireo, dia lasa nankany amin' izay nisy nahamaika izy. |
Maccabée> laissa pour les assiéger Simon> et Joseph avec Zacchée> et les siens en nombre suffisant, et partit en personne pour des endroits où il y avait urgence. |