|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.24 |
The sons of Simeon> were, Nemuel>, and Jamin>, Jarib, Zerah>, and Shaul>: |
Ny zanakalahin' i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly, |
Zanakalahin' i Simeona: Namoela, Jamina, Jariba, Zarà, Saola, Seloma zanany, |
Fils de Siméon> : Nemuel>, Yamîn>, Yarib, Zérah>, Shaûl>. |
|
|
Book of Ezra |
Ezra |
Esdrasa |
Livre d'Esdras |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 8.16 |
Then sent I for Eliezer>, for Ariel>, for Shemaiah>, and for Elnathan>, and for Jarib, and for Elnathan>, and for Nathan>, and for Zechariah>, and for Meshullam>, chief men; also for Joiarib>, and for Elnathan>, men of understanding. |
Ka dia nirahiko Eliezera sy Ariela sy Semaia sy Elnatana sy Jariba sy Elnatana sy Natana sy Zakaria sy Mesolama (samy loholona ireo) ary Joariba sy Elnatana (samy mpampianatra ireo). |
Dia nasaiko nantsoina ny loholona, Eliezera, Ariela, Semeiasa, Elnatàna, Jariba; Elnatàna anankiray, Natàna, Zakaria ary Mosolama, mbamin' ireo mpampianatra: Joiariba sy Elnatàna. |
Alors je dépêchai Eliézer>, Ariel>, Shemaya>, Elnatân>, Yarib, Elnatân>, Natân>, Zekarya> et Meshullam>, hommes judicieux, |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 10.18 |
And among the sons of the priests there were found that had taken strange wives: namely, of the sons of Jeshua> the son of Jozadak>, and his brethren; Maaseiah>, and Eliezer>, and Jarib, and Gedaliah>. |
Ary ny hita teo amin' ny taranaky ny mpisorona izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny dia izao: Ny teo amin' ny taranak' i Jesoa, zanak' i Jozadaka, sy ny rahalahiny dia Mahaseia sy Eliezera sy Jariba ary Gedalia; |
Tamin' ny taranaky ny mpisorona dia nisy namponina tao aminy vehivavy hafa firenena. Tamin' ny taranak' i Josoe zanak' i Josedeka mbamin' ireo rahalahiny: Maasiasa, Eliezera, Jariba, ary Godoliasa: |
Parmi les prêtres, voici ceux que l' on trouva avoir épousé> des femmes étrangères : parmi les fils de Josué>, fils de Yoçadaq>, et parmi ses frères : Maaséya>, Eliézer>, Yarib et Gedalya>; |
|
|
|
|
Makabeo I |
1er Livre des Maccabées |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 14.29 |
|
|
Simona zanak' i Matatiasa amin' ny taranak' i Jariba, mbamin' ireo rahalahiny, dia nanao vy very ny ainy, sy nanohitra ireo fahavalon' ny firenena, mba hijoroan' ny fitoerana masina mbamin' ny lalàna, ary nampahazo voninahitra lehibe ny fireneny izy ireo. |
Lorsque des combats incessants eurent lieu dans la contrée, Simon>, fils de Mattathias>, descendant des fils de Ioarib>, et ses frères se sont exposés au danger et ont tenu tête aux ennemis de leur nation, afin que leur sanctuaire demeurât debout ainsi que la Loi, et ils ont acquis à leur nation une grande gloire. |