|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.20 |
And the sons of Ephraim>; Shuthelah>, and Bered> his son, and Tahath> his son, and Eladah> his son, and Tahath> his son, |
Ary ny zanakalahin' i Efraima dia Sotela (Bareda no zanakalahin' i Sotela, Tahata no zanakalahin' i Bareda, Elada no zanakalahin' i Tahata, Tahata no zanakalahin' i Elada, |
Zanakalahin' i Efraima: Sotalà, Bareda zanany, Tahata zanany, Eladà zanany, Tahata zanany, |
Fils d'Éphraïm> : Shutélah>. Béred> son fils, Tahat> son fils, Éléada> son fils, Tahat> son fils, |
1Tt / 1Tan 7.21 |
And Zabad> his son, and Shuthelah> his son, and Ezer>, and Elead, whom the men of Gath> that were born in that land slew, because they came down to take away their cattle. |
Zabada no zanakalahin' i Tahata, Sotela no zanakalahin' i Zabada) ary Ezera sy Elada, izay novonoin' ny tompon-tany tao Gata, satria nidina hangalatra ny ombiny aman' ondriny izy. |
Zobada zanany, Sotalà zanany, ary Ezera sy Eladà izay novonoin' ny lehilahy tao Geta, izay tera-tany, fa nidina hangalatra ny biby fiompiny. |
Zabad> son fils, Shutélah> son fils, Ézer> et Eléad. Des gens de Gat> natifs du pays les tuèrent, car ils étaient descendus razzier leurs troupeaux. |