|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 18.26 |
And Mizpeh>, and Chephirah>, and Mozah>, |
sy Mizpa sy Kefira sy Moza |
Mesfe, Kafarà, Amosa, |
Miçpé>, Kephira>, Moça, |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.46 |
And Ephah>, Caleb>' s concubine, bare Haran>, and Moza, and Gazez>: and Haran> begat Gazez>. |
ary Efaha, vaditsindranon' i Kaleba, niteraka an' i Harana sy Moza sy Gazeza; ary Harana niteraka an' i Gazeza. |
Efah vaditsindranon' i Kaleba, niteraka an' i Haràna, Mosà ary Gazeza. Haràna niteraka an' i Gezea. |
Épha>, concubine de Caleb>, enfanta Harân>, Moça et Gazèz>. Harân> engendra Gazèz>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 8.9 |
And he begat of Hodesh> his wife, Jobab>, and Zibia>, and Mesha>, and Malcham>, |
Ary Hodesy vadiny no niterahany an' i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama |
Hodesa vadiny no niterahany an' i Jobaba, Sebià, Mosà, Molkoma, Jehosa, Sekià ary Marmà. |
De sa nouvelle femme il eut pour fils Yobab>, Çibya>, Mésha>, Malkom>, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 8.36 |
And Ahaz> begat Jehoadah>; and Jehoadah> begat Alemeth>, and Azmaveth>, and Zimri>; and Zimri> begat Moza, |
Ary Ahaza niteraka an' i Joada; ary Joada niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; |
Akaza niteraka an' i Joadà, Joadà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà, |
Ahaz> engendra Yehoadda>, Yehoadda> engendra Alémèt>, Azmavèt> et Zimri>. Zimri> engendra Moça. |
1Tt / 1Tan 8.37 |
And Moza begat Binea>: Rapha> was his son, Eleasah> his son, Azel> his son: |
ary Moza niteraka an' i Binea; Rafa no zanakalahin' i Binea, Elasa no zanakalahin' i Rafa, Azela no zanakalahin' i Elasa |
Mosà niteraka an' i Banaà; Rafà zanany, Falsà zanany, Asela zanany. |
Moça engendra Binéa>. Rapha> son fils, Éléasa> son fils, Açel> son fils. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 9.42 |
And Ahaz> begat Jarah>; and Jarah> begat Alemeth>, and Azmaveth>, and Zimri>; and Zimri> begat Moza; |
Ary Ahaza niteraka an' i Jara; ary Jara niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; |
Akaza niteraka an' i Jarà; Jarà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà. |
Ahaz> engendra Yara>, Yara> engendra Alémèt>, Azmavèt> et Zimri>; Zimri> engendra Moça. |
1Tt / 1Tan 9.43 |
And Moza begat Binea>; and Rephaiah> his son, Eleasah> his son, Azel> his son. |
ary Moza niteraka an' i Binea; ary Refaia no zanakalahin' i Binea, Elasa no zanakalahin' i Refaia, Azela no zanakalahin' i Elasa. |
Mosà niteraka an' i Banaà; Rafaià zanany, Elasà zanany, Asela zanany. |
Moça engendra Binéa>. Rephaya> son fils, Éléasa> son fils, Açel> son fils. |