|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.48 |
Of the sons of Naphtali> after their families: of Jahzeel>, the family of the Jahzeelites>: of Guni>, the family of the Gunites: |
Ny taranak' i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Jaziela ny fokon' ny Jazielita; avy tamin' i Gony ny fokon' ny Gonita; |
Zanak' i Neftalì, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Jesielita avy tamin' i Jesiela; ny fokon' ny Gonita, avy tamin' i Gonì; |
Les fils de Nephtali>, par clans : pour Yahçéel>, le clan Yahçéélite> ; pour Guni>, le clan Gunite ; |