|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.13 |
Of Zerah>, the family of the Zarhites: of Shaul>, the family of the Shaulites>. |
avy tamin' i Zera ny fokon' ny Zerita; avy tamin' i Saoly ny fokon' ny Saolita. |
ny fokon' ny Jakinita avy tamin' i Jakina, ny fokon' ny Zareita avy tamin' i Zare, ny fokon' ny Saolita avy tamin' i Saoly. |
pour Zérah>, le clan Zarhite ; pour Shaûl>, le clan Shaûlite>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.20 |
And the sons of Judah> after their families were; of Shelah>, the family of the Shelanites>: of Pharez>, the family of the Pharzites>: of Zerah>, the family of the Zarhites. |
Ary ny taranak' i Joda, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Sela ny fokon' ny Selita; avy tamin' i Fareza ny fokon' ny Farezita; avy tamin' i Zera ny fokon' ny Zerita. |
Izao no zanak' i Jodà, araka ny fokony avy: Ny fokon' ny Selaita avy tamin' i Selà; ny fokon' ny Farezita, avy tamin' i Farezy; ny fokon' ny Zareita, avy tamin' i Zare. |
Les fils de Juda> devinrent des clans : pour Shéla>, le clan Shélanite> ; pour Pérèç>, le clan Parçite> ; pour Zérah>, le clan Zarhite. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 27.11 |
The eighth captain for the eighth month was Sibbecai> the Hushathite>, of the Zarhites: and in his course were twenty and four thousand. |
Ny fahavalo, ho amin' ny volana fahavalo, dia Sibekay Hosatita, isan' ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. |
Sobokaì Hosatita, amin' ny fianakavian' ny Zarahita no fahavalo, ho amin' ny volana fahavalo, ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. |
Le huitième, affecté au huitième mois, était Sibbekaï>, de Husha>, un Zarhite; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 27.13 |
The tenth captain for the tenth month was Maharai> the Netophathite>, of the Zarhites: and in his course were twenty and four thousand. |
Ny fahafolo, ho amin' ny volana fahafolo, dia Maharay Netofatita, isan' ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. |
Maraì avy any Nefotà amin' ny fianakavian' ny Zarahita no fahafolo, ho amin' ny volana fahafolo; ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. |
Le dixième, affecté au dixième mois, était Mahraï> de Netopha>, un Zarhite; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes. |