|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 31.8 |
And they slew the kings of Midian>, beside the rest of them that were slain; namely, Evi>, and Rekem>, and Zur>, and Hur>, and Reba, five kings of Midian>: Balaam> also the son of Beor> they slew with the sword. |
ary ny mpanjakan' i Midiana dimy lahy dia matiny niaraka tamin' ireny koa, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba; ary Balama, zanak' i Beora, koa dia novonoiny tamin' ny sabatra. |
Afa-tsy izay maty an' ady dia novonoiny koa ny mpanjakan' i Madiana: Evy, Rekema, Sora, Hora, ary Rebe, mpanjakan' i Madiana dimy lahy. Novonoiny tamin' ny sabatra koa Balaama zanak' i Beora. |
En outre, ils tuèrent les rois de Madiân>, Évi>, Réqem>, Çur>, Hur> et Réba, cinq rois madianites ; ils passèrent aussi au fil de l'épée Balaam>, fils de Béor>. |
|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 13.21 |
And all the cities of the plain, and all the kingdom of Sihon> king of the Amorites>, which reigned in Heshbon>, whom Moses> smote with the princes of Midian>, Evi>, and Rekem>, and Zur>, and Hur>, and Reba, which were dukes of Sihon>, dwelling in the country. |
ary ny tanàna rehetra any amin' ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona fa resin' i Mosesy izy sy ireo andrianan' ny Midianita, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba, andriana izay nanoa an' i Sihona ka nitoetra teo amin' ny tany. |
ny tanàna rehetra amin' ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nanjaka tao Hesebona, fa resin' i Moizy izy sy ireo andrianan' i Madiana, dia Evì, Rekema, Sora, Hora, ary Rebe, mpandoa hetra amin' i Sehona, monina amin' ny tany. |
toutes les villes du plateau et tout le royaume de Sihôn>, roi des Amorites>, qui régna à Heshbôn>; il avait été battu par Moïse> ainsi que les princes de Madiân>, Évi>, Réqem>, Çur>, Hur>, Réba, vassaux de Sihôn> qui habitaient le pays. |