|
|
2nd Samuel |
2 Samoela |
Samoela II |
2ème Livre de Samuel |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 3.5 |
And the sixth, Ithream, by Eglah> David>' s wife. These were born to David> in Hebron>. |
ary ny fahenina dia Jitreama, tamin' i Egla, vadin' i Davida. Ireo no naterak' i Davida tao Hebrona. |
Ary Jetraama naterak' i Eglà vadin' i Davida, no fahenina. Ireo no zazalahy naterak' i Davida tao Hebrona. |
le sixième Yitréam, né d'Égla>, femme de David>. Ceux-là naquirent à David>, à Hébron>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 3.3 |
The fifth, Shephatiah> of Abital>: the sixth, Ithream by Eglah> his wife. |
Sefatia, zanak' i Abitala, no fahadimy; Jitreama, zanak' i Egla vadiny, no fahenina. |
Safatiasa zanak' i Abitala, fahadimy; Jetraama zanak' i Eglà vadiny, fahenina. |
Shephatya> le cinquième, d' Abital>; Yitréam, le sixième, de Égla> sa femme. |