|
|
Judges |
Mpitsara |
Mpitsara |
Livre des Juges |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 12.13 |
And after him Abdon> the son of Hillel>, a Pirathonite, judged Israel>. |
Ary Abdona, zanak' i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Isiraely nandimby azy. |
Taorian' izy io, dia Abdòna, zanak' Ilela, avy any Faratòna, no mpitsara tamin' Israely. |
Après lui Abdôn>, fils de Hillel> de Piréatôn, fut juge en Israël>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 12.16 |
|
|
Rahefa izany dia maty Abdòna zanak' Ilela, avy ao Faratòna, ka nalevina tao Faratòna amin' ny tanin' i Efraima any amin' ny tendrombohitry ny Amalesita. |
|
|
|
2nd Samuel |
2 Samoela |
Samoela II |
2ème Livre de Samuel |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 23.30 |
Benaiah> the Pirathonite, Hiddai> of the brooks of Gaash>, |
Benaia Piratonita, Hiday, avy any amin' ny lohasahan-driak' i Gasy, |
Banaia, avy any Farataona; Hedaia avy any an-dohasahan' i Gaasa, |
Benayahu>, de Piréatôn. Hiddaï>, des Torrents> de Gaash>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 11.31 |
Ithai> the son of Ribai> of Gibeah>, that pertained to the children of Benjamin>, Benaiah> the Pirathonite, |
sy Itahy, zanak' i Ribay avy any Gibean' ny taranak' i Benjamina, sy Benaia Piratonita |
Etaì, zanak' i Ribaì avy any Gabaàn' ny taranak' i Benjamina; Banaià avy any Faratona. |
Itaï> fils de Ribaï>, de Gibéa> des fils de Benjamin>, Benaya> de Piréatôn, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 27.14 |
The eleventh captain for the eleventh month was Benaiah> the Pirathonite, of the children of Ephraim>: and in his course were twenty and four thousand. |
Ny fahiraika ambin' ny folo, ho amin' ny volana fahiraika ambin' ny folo, dia Benaia Piratonita, isan' ny taranak' i Efraima; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. |
Banaiasa avy any Faratona, isan-taranak' i Efraima no faharaika ambin' ny folo, ho amin' ny volana faharaika ambin' ny folo; ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. |
Le onzième, affecté au onzième mois, était Benaya>, de Piréatôn, un fils d'Éphraïm>; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes. |