|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 12.17 |
The king of Tappuah, one; the king of Hepher>, one; |
ny mpanjakan' i Tapoa, iray; ny mpanjakan' i Hefera, iray; |
ny mpanjakan' i Tafnà, iray; ny mpanjakan' i Ofera, iray; |
Le roi de Tappuah, un; le roi de Hépher>, un; |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 15.34 |
And Zanoah>, and Engannim>, Tappuah, and Enam>, |
sy Zanoa sy En-ganima sy Tapoa sy Enama |
Zanoe, Aen-Ganima, Tafoaha, Enaima, |
Zanuah>, En-Gannim>, Tappuah, Énam>, |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 16.8 |
The border went out from Tappuah westward unto the river Kanah>; and the goings out thereof were at the sea. This is the inheritance of the tribe of the children of Ephraim> by their families. |
Ary hatrany Tapoa dia niankandrefana ny fari-tany hatramin' ny lohasahan-driak' i Kana, ka dia nihatra tamin' ny ranomasina. Izany no lovan' ny firenena taranak' i Efraima araka ny fokony, |
Avy eo Tafohà dia nandroso any amin' ny lafiny andrefana ho any amin' ny ranon-driaka Kanà, ka nihatra tamin' ny ranomasina. Izany no lovan' ny taranak' i Efraïma araka ny fianakaviany. |
De Tappuah, la frontière allait vers l' occident, au torrent de Qana>, et aboutissait à la mer. Tel fut l' héritage de la tribu des fils d'Éphraïm>, selon leurs clans, |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 17.8 |
Now Manasseh> had the land of Tappuah: but Tappuah on the border of Manasseh> belonged to the children of Ephraim>; |
Ary an' i Manase ny tany Tapoa; fa Tapoa kosa, izay eo amin' ny fari-tanin' i Manase, dia an' ny taranak' i Efraima. |
An' i Manase ny tany momba an' i Tafoà; fa Tafoà any amin' ny vava tanin' i Manase, no an' ny taranak' i Efraïma. |
Manassé> possédait la région de Tappuah, mais Tappuah, sur la frontière de Manassé>, était aux fils d'Éphraïm>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.43 |
And the sons of Hebron>; Korah>, and Tappuah, and Rekem>, and Shema>. |
Ary ny zanakalahin' i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema. |
Zanakalahin' i Hebrona: Kore, Tafoà, Rekema, ary Samà. |
Fils de Hébrôn> : Qorah>, Tappuah, Réqem> et Shéma>. |