|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 15.37 |
Zenan>, and Hadashah>, and Migdalgad>, |
ary Zenana sy Hadasa sy Migdala-gada |
Sanana, Hadasà, Magdala-Gada, |
Çenân>. Hadasha>, Migdal-Gad>, |
|
|
Book of Esther |
Estera |
Estera |
Livre d'Esther |
... | ... | ... | ... | ... |
Est 2.7 |
And he brought up Hadassah, that is, Esther>, his uncle' s daughter: for she had neither father nor mother, and the maid was fair and beautiful; whom Mordecai>, when her father and mother were dead, took for his own daughter. |
Ary izy nitaiza an' i Hadasa (Estera izany), zanakavavin' ny rahalahin-drainy, izay tsy nanana ray sy reny intsony; ary razazavavy dia soa sady tsara tarehy, ary noraisin' i Mordekay ho zanany izy, rehefa maty rainy sy reniny. |
Izy no nitaiza an' i Edisa izay hoe Estera, zana-drahalahin-drainy, fa tsy nanan-dray na reny intsony razazavavy. Sady bikana no tsara tarehy razazavavy; nony maty rainy aman-dreniny, dia natsangan' i Mardokea ho zanany izy. |
et élevait alors une certaine Hadassa, autrement dit Esther>, fille de son oncle, car orpheline de père et de mère. Elle avait belle prestance et agréable aspect, et, à la mort de ses parents, Mardochée> l' avait prise avec lui comme si elle eût été sa fille. |