|
|
|
|

Chapitres et versets citant Bery

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 26.34 And Esau was forty years old when he took to wife Judith the daughter of Beeri the Hittite, and Bashemath the daughter of Elon the Hittite: Ary rehefa efa-polo taona Esao, dia nampakatra an' i Jodita, zanakavavin' i Bery Hetita, sy Basemata, zanakavavin' i Elona Hetita, izy. Rahefa efa-polo taona Esao dia nanambady an' i Jodita, zanak' i Beerì, Heteana, sy Basemata, zanak' i Elona, Heteana. Quand Ésaü eut quarante ans, il prit pour femmes Yehudit, fille de Bééri le Hittite, et Basmat, fille d'Élôn le Hittite.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.36 The sons of Zophah; Suah, and Harnepher, and Shual, and Beri, and Imrah, Ny zanakalahin' i Zofa dia Soha sy Harnefera sy Soala sy Bery sy Jimra Zanakalahin' i Sofà: Soe, Harnafera, Soala, Berì, Fils de Çophah : Suah, Harnépher, Shual, Béri et Yimra,

  Book of Hosea Hosea Osea Livre d'Osée
Hos / Os 1.1 The word of the Lord that came unto Hosea, the son of Beeri, in the days of Uzziah, Jotham, Ahaz, and Hezekiah, kings of Judah, and in the days of Jeroboam the son of Joash, king of Israel. Ny tenin' i Jehovah, izay tonga tamin' i Hosea, zanak' i Bery, tamin' ny andro nanjakan' i Ozia sy Jotama sy Ahaza ary Hezekia, mpanjakan' ny Joda, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely. Tenin' ny Tompo, tonga tamin' i Osea, zanak' i Beerì, tamin' ny andron' i Oziasa sy Joatama sy Akaza ary Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasa, mpanjakan' Israely. Parole de Yahvé qui fut adressée à Osée, fils de Beéri, au temps d' Ozias, de Yotam, d' Achaz et d'Ézéchias, rois de Juda, et au temps de Jéroboam, fils de Joas, roi d' Israël.