Entrée tsimbolavola
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-balala vasobaso-bolo (Catantops debilitalus) [1.1]
Explications en anglais A species of grasshopper [3.1]
Explications en français Une espèce de sauterelle [3.1]
Nom scientifique Catantops debilitalus
Exemples raha ny tsinombina no ho omby
dia nofenoiko ny fahitray
raha ny tsimbolavola no ho vola
tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka
[2.131]
Vocabulaire 
Hypéronyme valala
Co-hyponymes adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Proverbes 

Mis à jour le 2023/04/26