Entrée tsimbotry
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the adrisa grasshopper before it has its wings [3.1]
Définition française la sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1]
Vocabulaire 
Analogues  valala
Exemples Tsy tsimbotry aman'adrisa
ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra
fa valala avy lavitra ny havanao
ka mifidy taon-kihaviana
[Fox: Hainteny, numéro 164]
Citations 

2013/07/27