|
|
|
|

Entrée1  tsiambaratelo
Mots élémentaires  2  tsy, ambara, telo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Zavatra afenina tsy tiana ho fantatry ny be sy ny maro ka tsy lazaina afa-tsy amin' ny olona itokiana na sakaiza tiana vitsy foana: Mahatoky ahy ianao ka izany no ilazako aminao ny tsiambarateloko
Zava-miafina tsy fantatra: Manana tsiambaratelo betsaka ny zavaboary
Explications en français  5  [1.3][tsy ambara telo] qu'on ne dit pas à trois; secret
6  [1.5#58] secret
Exemples  7  Mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#]
8  Misaotra anao aho noho ny nanambaranao izany tsiambaratelo izany! [2.270#]
9  Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako. [2.470#]
Analogues  10  zavatra tsy ambarambara, ankaro-miafina, am-po tsy miloaka, otrikafon' ny fo, am-po tsy ambara, tokantrano tsy ahahaka, tsy atao eo imason' olona, tsy fampitranga vahoaka, an' ny tena samy irery, tahirindresaka, teny mby am-bato

Mis à jour le 2024/04/26