Entrée | an' | ||||
Partie du discours | forme morphologique du mot/des mots any | ||||
Définition malgache | (am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...):
a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy;
b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono. ¶ Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory ¶ Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy [Rajemisa 1985] | ||||
Morphologie |
| ||||
Entrée | an~ | ||||
Partie du discours | préfixe | ||||
Définition malgache | Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika) [Rajemisa 1985] | ||||
Entrée | ~an~ | ||||
Partie du discours | infixe | ||||
Entrée | an
![]() | ||||
Partie du discours | article | ||||
Définition anglaise | iray, anankiray [Hallanger 1969] | ||||
Entrée | an
![]() | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Traduction malgache | taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady [Malzac 1893] | ||||
Définition française | taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo
¶ herintaona: dans un an, afaka her [...] [texte complet dans Rakotonaivo 1993] | ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |