|
|
|
|

Entrée1  mizotra
Radical  2  zotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany
Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako
Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity
Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy
Exemples  5  nefa mizotra tsy fídiny amin'izany hiany izahay. [2.59#266]
6  Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra; [2.588#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Analogues  11  mitanjozotra, mifanjohizohy, milahatra, mitandahatra, mitandavana, mitomandavana, mifanao aloha sy aoriana, manao ranolava, manao valala manjohy, manao tohy vakana, manao tohy lava, manao tohy lahy, manao zo-balala, manao tsoa-tokana
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot mizotra

Anagrammes  22  mizotra, rozatim

Mis à jour le 2023/06/04