Entrée | 1 zotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [1.1] 4 ny aleha, ny hitsy [1.13.mg#235] |
Explications en français |
5 action d'aller, de marcher, de filer droit [1.3#875] 6 direction [1.13.fr#235] |
Exemples |
7 zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe.
[2.4#]
8 Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe. [2.356#] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 28 16 combinaisons de zotra |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |