|
|
|
|

Entrée1  mitandahatra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tandahatra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Nilahatra lava mitandavana: Arý misy trano telopolo mitandahatra
Explications en anglais  9  [1.7] to line up, to stand in line
Explications en français  10  [1.8] s'aligner, se mettre en queue
Exemples  11  [2.470] Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny.

Mis à jour le 2025/07/29