Entrée |
famavany
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny tonon' ny taolana na zavamaniry [1.1]
|
| Faritra ihaonan' ny taolana anankiroa eo amin' ny tena [2.285]
|
Explications en anglais | A joint, the articulation of the limbs. [1.2]
|
Explications en français | Les articulations, les joints, les noeuds des tiges [1.3]
|
Exemples | Izy no itomboan' ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin' ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan' Andriamanitra.
[2.996]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Proverbes |
|