|
|
|
|

Entrée1  aho
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 (Maley ako; Maleyo-polyneziana au): izaho.
4 Amin'ny Merina, dia iray ihany ny IZAHO
5 sy ny AHO, saringy ny fitoerany eo amin'ny fandehan'ny teny,
6 na ny fehezanteny: ny izaho enti-manomboka, ary ny aho
7 vodi-lalana: "izaho (no) handeha", "handeha aho".
8 Ny ankamaroan'ny Tanindrana dia manao aho, manala ny z, izay tsy hita koa
9 amin'ny mpisolo anarana sy ny teny maro hafa:
10 ahay na iahay (izahay);
11 ie na ii (izy); aia (aiza),
12 Ianahary (Zanahary). -- Ny tany aloha nampiasa ny matoanteny
13 miaho na miahoaho: mizahozaho -- mitompo teny fantatra,
14 miditra manao azy ho zavatra. -- Ahoina, ahoizina, ahoy, ahoizo:
15 mpiaho, mpiahoaho, ets. [1.10]
16 mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao
17 teny lazaina, mitovy amin'ny izaho ihany,
18 saingy ny izaho manomboka hehezanteny ary ny aho mamarana:
19 Handeha rahampitso vao maraina aho.
20 Izaho handeha rahampitso vao maraina [1.1]
Explications en anglais  21 I, myself. This word is chiefly used after the predicate,
22 and izaho is used before.
23 [Malay ako, Polynesian au] [1.2]
24 I [1.7]
Explications en français  25 je, moi. Il se met toujours après le verbe. [1.3]
26 je, moi (se place généralement à la fin de la phrase). [1.5]
27 je [1.8]
28 je, moi. [cf. aussi iaho, izaho]. [Tanala] [1.6]
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Analogues  32  ahy, 33  ko
Tous les mots composés  34  10 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  35  Tous les pronoms

Anagrammes  36 aho, 37 hao, 38 hoa

Mis à jour le 2025/11/13