Entrée ahoaho (aho)
Partie du discours nom
Définition malgache fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. -- Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona. [Ravelojaona 1937]
Définition anglaise stupidity, dullness of apprehension. [Richardson 1885]
Dérivations 

Entrée ahoaho
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] kiakiaka [Rakotosaona 1972]
Dérivations 

2013/09/18