|
|
|
|

Entrée1  etsy
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona) [1.1]
4  Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explications en anglais  5  Here close by (in sight) [1.7]
Explications en français  6  Là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3#132]
7  Ici bien près, visible [1.8]
Exemples  8  Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296#66]
9  Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639#]
10  Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508#442]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Dérivés 
14  Verbes actif :
15  Noms :
Synonymes  16  etsiakatra, etsiana, etsikatra, etsikitra
Autres orthographes  17  ets, etsy
Mots composés 
Tableaux et planches  20  Tous les adverbes

Anagrammes  21  etsy, sety, tesy

Mis à jour le 2023/08/21